|
|
|
|

Entry1  isa fa tsy roa
Elementary words  2 isa, 3 fa, 4 tsy, 5 roa
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1]
Explanations in French  8 incomparable, unique, sans égal [1.3]
9 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733]
Other spellings  10 isafatsiroa, safatsiroa
Synonyms  11 tsy manam-paharoa

Anagrams  12 isafatsiroa, 13 isa fa tsy roa

Updated on 2025/09/12